Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Novambra, 2020
Manangana votoaty fiarovana an-tsivalo amin'ny fiteny Aymara ny “Apthapi Digital”
Ezahan'ny tetikasa "Apthapi Digital" ny hizaràna ireo votoaty ara-piarovana an-tsivalo [dizitaly] amin'ny endrika samihafa mba hahazoana mpiteny Aymara araka izay azo atao.