Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Avrily, 2013
Spark13: Forum Manerantany Momba ny “Telecentre”
Faly mampahafantatra ny Rising Voices fa izy no ho media mpanohana ny Forum Iraisam-pirenena faha-4 momba ny Telecentre izay hatao ao Granada, Espaina amin'ny 28-29 Mey 2013. Ity fivoriana antsoina hoe Spark13...
Mampahafantatra Ny Fampiharana Wikimedia Commons Ofisialy
Fanamarihan'ny Rising Voices: Navoaka voalohany tao amin'ny bilaogy Wikimedia ity lahatsoratra nosoratan'i Maryana Pinchuk ity ary navoaka tamin'ny alalan'ny CC BY 3.0 license. Tia maka sary amin'ny smartphone ianao? Ankehitriny, tsy mila miandry tonga any...
Tsy Misy Fakàn-tsary? Tsy Misy Olana. Mamorona Lahatsary Amin'ny Fiteninao Manokana
Noho ny fitaovana vaovao ao amiin'ny habaka Tetikasa Momba ny Fiteny Andalam-pahaverezana (Endangered Languages Project (ELP), afaka mitondra ny anjara birikiny ao amin'ny aterineto amin'ny alalan'ny famelomana indray ny fiteniny andalam-pahaverezana...
Manandratra Ny Fiarahan'ny Fiteny Maro Ao Amin'ny Fihaonambe Sosialy Manerantany ao Tunis
Azonao inoana ve ny hahazo, na dia amin'ny ampahany ihany aza, ny votoaty ankapoben'ny lahatsoratra iray amin'ny fiteny tsy misy fantatrao (ankoatra ny fisiany angaha) tahaka ny baska, ny estoniana,...
Fanambaràna Ireo Tafakatra Amin'ny Dingana Famaranana Amin'ny Famatsiam-bola Kiritika 2013
Te hankasitraka ireo mpandray anjara an-jatony avy amin'ireo firenena maherin'ny 100 izay nanome soso-kevitra ho dinihina amin'ny Famatsiam-bola Kiritika 2013 ho fanentanana ny mponina amin'ny alàlan'ny haino aman-jery ny Rising Voices. Mahafaly anay ny manolotra ireto lisitra 74 tafakatra amin'ny dingana famaranana ary asaina mba handefa ny tetikasa farany ho dinihina. Ambara amin'ny tapaky ny volana Aprily ny mpandresy.