Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy manangana sy mampiroborobo ny fanapariahana vaovaon-olotsotra amin-ny toerana mbola tsy mahatakatra aterineto loatra. ·

RSS

Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Septambra, 2014

Jalaibi.com- Eo Am-pandaminana Ny Atrikasa

  10 Septambra 2014

Mizara ireo lesona notsoahiny nandritra ny atrikasa voalohany notontosainy tao Islamad ny tetikasa Jalaibi.com, nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices. Eo am-pikarakarana atrikasa manaraka hotontosaina ao Karachi indray izy ireo.