Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Septambra, 2015
Tantara an-tsarimiaina ny fahaizan'ny Cherokee hampifandrindra hatrany ny teknolojia ho azo ampiasaina amin'ny endritsoratra Cherokee
Ity ny lahatsarin'ny fomba nandraisan'ny fiteny Cherokee sy ny nivoarany hifanaraka hatrany amin'ny teknolojian'ny fifandraisana nampidirina tao anivon'ny fiarahamonina.