Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Jolay, 2019

Fantaro i Kpénahi Traoré, nitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 24-30 Jolay

Hifandimby ireo Afrikana mpikatroky ny teny sy mpanandrateny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang hizara ny zava-niainany tamin'ny famelomana aina indray sy fampahafantarana ireo fiteny Afrikana. Ny lahatsoratra etoana dia momba an'i Kpénahi Traoré (@kpenahiss) sy izay kasainy horesahana mandritra ny herinandro itantanany ny kaonty.

31 Jolay 2019