Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Novambra, 2015
Tetikasa Mapping for Niger : Ny Tantarany sy ny Vinavinany
Mitantara ny fiandohan'ny tetikasa Mandrakitra an-tsarintany ho an'i Nizera sy ny hoaviny i Fatiman Alher.
Mamelona Indray Ny Teny Yekuana Heverina Ho Ampianarina Any Amin'ny Anjerimanontolo
Manomana ny voka-pikarohany atao boky momba ny fifandraisana eo amin'ny teny, ny torohay, sy ny teknolojiam-pifandraisana ny mpianatra indizeny Yekuana iray.