Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Febroary, 2020
Antsafa niarahana tamin'i Marco Antonio Martínez Pérez, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Ayöök
Fantaro misimisy kokoa i Marco Antonio Martínez Pérez, mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny3 hatramin'ny 9 Febroary 2020, ary momba ny asany miaraka amin'ny Ayöök, iray amin'ireo sakeliky ny fiteny Mixe.
Antsafa niarahana tamin'i Héctor Josué Martínez Flores, mpikatroka nomerika avy amin'ny fiteny Nawat
This profile post is about Héctor Josué Martínez Flores, the host of the @ActLenguas Twitter account for February 10-16, 2020, and about his work with the Nawat language.
Fanavahana ireo vondrom-piarahamonina anjorom-bàla ao India tsy hahazo torohay natao ho an'ny rehetra
Asongadin' i Subhashish Panigrahi ireo fanamby sy fahafaha-manao mifandraika amin'ny fahafahan'ireo vondron'olona anjorom-bàla ao India hahazo ny torohay natao ho an'ny daholobe.
Taratasim-baovao RV: Nampandroso vondro-tanora vaovao indizeny avy amin'ny vondrom-piarahamonina media ny Cultural Survival
Manolotra ireo rohy amin'ireo tolotra mifandraika amin'ny fiatiana ara-nomerika, ahitana fidirana sy fampiasana ny fitaovana nomerika sy ny fomba samihafa ho an'ny vondrom-piarahamonina mba handraisana anjara feno an-tserasera ihany koa ny taratasim-baovaon'ny Rising Voices.