Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Novambra, 2021
Famelabelaran-kevitry ny Bread & Net hijerena ny fifampihazonan'ny zo ankihy sy ny fiteny any Afrika Avaratra Afovoany Atsinanana (MENA)
Miaraha aminay amin'ny fihaonambe Bread & Net amin'ny 24 Novambra handinika ny fihaonan'ny zo nomerika sy ny fiteny tsy dia ahitana loharano firy ary ny fiteny ao MENA vitsy an'isa.
Avy any Meksika hatrany Aostralia, miverina mandinika ny aterineto ho an'ny fitenin-dry zareo ireo tanora teratany
Mitàna anjara toerana goavana amin'ny fametrahana ireo fiteny manjakazaka ny aterineto, saingy ampiasain'ireo tanora kosa izy io hanomezana toerana ny fitenin-dry zareo
Ho an'ny Tibetana tsy manana fanjakana mijoro sy miparitaka, safidy tsara ho an'ny mpifidy ny fitaovam-baovao anjotra
Ahafahan'ireo kandidà sy mpifidy mifandray amin'ny fomba mahomby ny sehatra anjotra azo antoka noforon'ny vondrona Soisa Tibetana, ary na dia nandresy ireo fanamby sasany aza izy, dia mbola eo amperiny ny asa hafa.
Fomba entin'ny tanora Champani ao Kambodza hampiroboroboana ny kolontsain-dry zareo tanaty valan'aretina
"Nandritra ny valan'aretina COVID sy ny firindrinana, afa-nitaiza ny tenako ho salama ihany aho tamin'ireo fianarana anjotra ary iray amin'ireny ny Cham."
Taratasim-baovao Rising Voices: Manangana fitaovana vonona ho an'ny fikatroham-piteny ankihy
Manome rohy misy ireo hirika mifandraika amin'ny fampiatina ankihy ny taratasim-baovao Rising Voices, ka ao anatin'izany ny fidirana sy fampiasana ireo fitaovana nomerika, sy ny fomba maro isan-karazany ahafahan'ireo vondrompiaramonina handray anjara feno anjotra.
Taratasim-baovao RV: Nahazo ny loka Linguapax iraisampirenena i Idara Baraye Taleem-o-Taraqi
Ny loka iraisampirenena Linguapax, ny Sakaizan'i Nieman, ny Trust Conference ary vaovao hafa avoakan'ity taratasim-baovao RV amin'ny volana ityr!