Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Marsa, 2014

Filazana Fifaninanana Rising Voices 2014 Hahazoana Vatsy Bitika

  19 Marsa 2014

Manambara ny fisokafan'ny fifaninanana tetikasa mihatra an-kianja ho an'ny median''olom-pirenena amin'ity taona 2014 ity ny Rising Voices. Afa-mampiditra ny heviny ato amin'ny habaka ny mpandray anjara tamin'izao fotoana izao, ary hanamafisana orina ny kinasany ny fifandraisana amin'ny mpandray anjara hafa, amin'ny 9 Avrily 2014 ny fetra farany fandraisana anjara.

Fitetezana Ny Siokantseraseran'ny Teratany #IMLD14

  03 Marsa 2014

Tamin'ny Zoma 21 Febroary lasa teo ny Andro Iraisam-pirenena hoan'ny Tenin-dreny, fankalazana momba ny teny sy ny fahasamihafana izay noforonin'ny UNESCO voalohany tamin'ny 1999. Indreto sombiny tamin'ireo sioka nandritra izany andro izany