Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Oktobra, 2015
Rindrambaiko Lahatsoratra Atao Feo Mampianatra Ny Fomba Fanononana Ny Teny Quechua Ao Amin'ny Media Sosialy
Ny Hinantin dia tetikasa mikendry hamolavola rindrambaiko momba ny teny Quechua izay mampiely ny teny indizeny amin'ny alalan'ny tambajotra sosialy isan-karazany.