Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Janoary, 2017
The Rising Voices – NewsFrames Mitady Mpitarika Fiarahamonina
Mitady Mpitarika Ny Fiarahamonina NewsFrames - Rising Voices ny Global Voices (GV) mba handrindra ireo tantara mitohy vaovao ao amin'ny GV mikasika ny fisoloantenan'ny vondrom-piarahamonina atao anjorom-bala amin'ny fitantarana amin'ny fampahalalam-baovao.
Mankalaza ny Fahasamihafana Ara-piteny Antserasera Amin'ny Alalan'ny Fanamby Sary-sy-Soratra Amin'ny Fitenin-dReny
Mandraisa anjara amin'ny Fanamby Sary-sy-Soratra amin'ny Tenin-dReny amin'ny alalan'ny famoronana sary mampihomehy sy mampisaintsaina amin'ny aterineto amin'ny tenin-dreninao.
Tetikasa Ho Famelomana Indray Ny Teny Potón sy Pisbi ao Salvadora
Ity no lahatsoratra tatitra voalohany amin'ny tetikasa fanohanana niomerika ireo fitenim-bazimba teratany ao Salvadora,ny potón sy pisbi.