Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Janoary, 2023
Vazimba ary mirehareha : fanehoankevitry ny mpiteny Maya iray mikasika ny “Black Panther : Wakanda Mandrakizay”
Ny soatoavina napetraky ny fianakaviako tato anatiko no mbola mamporisika ahy foana "Hahatsiaro hoe iza ianao, na aiza na aiza no tianao haleha", ary ankehitriny dia fantatry ny vondrom-piarahamonina vazimba fa afaka mandeha lavitra izahay .
Manambara ny Vovonam-Pikatrohana ankihin'ireo Fiteny Maya taona 2023 (11-15 janoary)
Hampiatranoin'ny Rising Voices ny Vovonam-Pikatrohana ankihy (nomerika) ireo Fiteny Maya taona 2023, izay hotontosaina ao amin'ny Mozea Goavan'ny Tontolo Mayana ao Mérida, Meksika ny 11–15 Janoary.
Taratasim-baovan'ny RV: Hikatona tsy ho ela ny fisoratana anarana hanaraka ny sekoly fiofanana LITHME fahatelo
Fampiatiana nomerika, fahasamihafam-pitenenana, soa fanararaotra, sy maro hafa!