Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Jona, 2020
Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Walis Taywang, mpikatroka ho an'ny fiteny Seediq
Fantaro misimisy kokoa i Walis Taywang. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 01-07 Jolay 2020 ary hiresaka momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Seediq ampiasina ao Taiwan
Antsafa natao tamin'i Alcides Javier Torres Gutt, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Guaraní
Fantaro misimisy kokoa i Alcides Javier Torres Gutt. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 15 hatramin'ny 21 Jona 2020 ary hiresaka momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Guaraní
Ny tetikasa “Rising Frames”
Hampiharana ny fitaovana sy ny fahaizana amin'ny famakafakana angondrakitra ka hatramin'ny olan'ny fanehoana sy ny vondrom-piarahamonina voahilikilika ity sehatra fanadihadiana ity. Nanomboka ny Lohataona 2017 ity fiaraha-miasa miaraka amin'ny NewsFrames ity – tetikasa mampiasa angondrakitra hitrandrahana ny fiantraikan'ny fomba “fametrahan-joro” na ny famolavolana ny fitantaram-baovao amin'ny fomba fijerin'izao tontolo izao....
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Ilham Nurwansah, mpikatroka ho an'ny fiteny Sundanese
Fantaro i Ilham Nurwansah, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 24-30 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Sundanese ifampiresahana ao Indonezia.
Tafa niarahana tamin'i Elena Tambriz, mpikatroka ho an'ny fiteny K’iche’
Fantaro misimisy kokoa i Elena Tambriz. Izy no mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 1-7 Jona 2020 ary mampita ho antsika ny asany ho fanohanana ny fiteny K’iche’.
Mpikatroka ho an'ny fiteny yorùbá mitolona ho an'ny hamaroam-piteny ety anaty habaka nomerika
Katsahan'i Adéṣinà Ọmọ Yoòbá, nizeriàna mpikatroka mpiaro ny kolontsaina sy fiteny yorùbá, ny hanetsina ny hantsana nomerika sy ara-piteny.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Sok Socheat, mpikatroka ho an'ny fiteny Bunong
Fantaro i Sok Socheat, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 17-23 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Bunong, ifampiresahana ao Kambodza.
Antsafa niarahana tamin'i Claudio Hernandez, mpikatroka nomerika amin'ny fiteny Mixtec
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Claudio Hernandez. Hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izy ny 13-19 Aprily 2020 ary hifantoka amin'ny fiteny Mixtec (Tu’un Savi), fitenim-paritra Mixtepec.
Fantaro i Bali Subalian, mpikatroky ny fiteny Bunun
Fantaro ary i Bali Subalian, ilay hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 03-09 Jona 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Bunun izy izay fiteny ampiasaina any Taiwan.