Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Febroary, 2021
Fifandraisana nomerika mifanaraka amin'ny filàna sy ny zavatra eo an-toerana iainan'ireo vondrom-piarahamonina lavitr'andriana ao Amazonia
Azon'ireo vondrom-piarahamonina lavitr'andriana ao Amazona atao ankehitriny ny mampiasa ny rafitra HERMES hahafahana manana fifandraisana tsara antoka hifanakalozana lahatsoratra sy sary ao anaty faritra iray mirefy an-jatony kilaometatra.
Taratasim-baovaon'ny RV : Tongava hanaraka ny “Linguapax MOOC” momba ny fahasamihafàn'ny fiteny
Ny taratasim-baovao RV dia manome famintinana ireo lahatsoratra farany nivoaka momba ireo rehetra endriky ny fampiatiana nomerika, anatin'izany ny fidirana sy ny fampiasàna ireo fitaovana nomerika, ary koa ireo fomba hafa sy hetsika ahafahan'ireo vondrompiarahamonina mandray anjara feno anaty aterineto