Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Mey, 2019
Sady mianatra ny fiteniny no mizara azy i Jacey Firth-Hagen, mampiatrano ny @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 30 mey-5 Jona
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Jacey Firth-Hagen, mampiatrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter mandritra ny herinandron'ny 30 mey 30-5 Jona 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Gwich'in.
Ny atao hoe trano LAN
Felipe Vaz no mpandrindra ny Instituto Overmundo, izay mampiroborobo ny fidirana amin’ny fahalalahana sy ny fahasamihafana ara-kolontsaina any Brezila amin'ny alàlan'ny fomba amam-panao nohavaozina amin'ny serasera, ny fizakamanana ara-tsaina ary ny teknolojia. Soritsoritan'i Felipe ny "revolisionan'ny trano LAN" (Local Area Networks - tambajotram-paritra ao an-toerana) any Brezila.
Amadou M. Ba avy ao amin'ny AllAfrica.com
Mpiara-manorina sady filohan'ny AllAfrica.com, ilay mpanangom-baovao an-tserasera lehibe indrindra sady mpaninjara ny vaovao avy any Afrika Atsimon'i Sahara amin'ny teny Anglisy sy teny Frantsay i Amadou M. Ba. Izy ihany koa no tale mpanatanteraka ny African Media Initiative, izay mikendry ny hanome tanjaka ny sehatry ny fampitam-baovao aty Afrika
Blossom Ozurumba, mpiondana Wikimedia, no hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 29 mey–4 Jona 2019
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Blossom Ozurumba, hampiantrano ny kaaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 29 mey ka hatramin'ny 4 jona 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny hoavin'ny fiteny Igbo .
Fantaro i Ian McCallum, mpampiantrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTech ho an'ny 23-29 Mey
Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Ian McCallum, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter mandritra ny 23-29 May 209. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Lunaape izy.
Tsy be teny loatra i Denver Toroxa Breda, mitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 22–28 mey
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Denver Toroxa Breda, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 22-28 mey 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Khoe.
Fantaro i Roy Boney, Mitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 16-22 mey 2019
Andao hojerentsika ny momba an'i Roy Boney avy ao amin'ny firenena Cherokee, hitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 16-22 mey 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Cherokee.
Fantaro i Siya Masuku, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 15 – 21 mey 2019
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Siya Masuku, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 15-21 mey 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny isiZulu.











