Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Novambra, 2018

Voces Bolivianas: Mibilaogy momba ny fitroarana ara-tsosialy

  15 Novambra 2018

Notratrarin'ny andian-jiolahim-boto mitam-piadiana ankodimirana ny valalamanjohy, voatifitra basimarovava ny maro tamin'izy ireo, ary voatifitra teo an-damosina sy teo amin'ny loha ireo mpikambana ao amin'ny FUTCP. Olona 30 no maty, anisan'izany ireo vehivavy sy ankizy ary mbola tsy hita ny 100.

FOKO: Barcamp nahomby teto Madagasikara

  14 Novambra 2018

Ny Asabotsy 4 oktobra 2008, natao tao Hotel IVOTEL, Ambohidahy ao Antananarivo renivohitra ny BarCamp Madagascar. Nokarakarain'ny FOKO, nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices, ity no hetsika voalohany tahaka izany eto Madagasikara.