Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Oktobra, 2021
Taratasim-baovaon'ny RV: Tanora zanatany miady amin'ny fanilikilihana virtoaly ny fitenin-dry zareo
Ny taratasim-baovaon'ny Rising Voices dia manome ireo rohy mankany amin'ireo zavatra azo araraotina mifandraika amin'ny fampiatiana nomerika, isan'izany ny fahafahana miditra sy ny fandraisana ireo fitaovana dizitaly, ary hatramin'ireo fomba maro isan-karazany ahafahan'ireo vondompiaramonina handray anjara feno anaty aterineto.