Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Marsa, 2017
Miara-miasa Amin'ny Tanora Guatajiagua Mba Hamelona Indray ny Teny Potón Ao El Salvador
Nikarakara ny fotoana fandraketam-peo sy fampianarana fampahafantarana ny asa fanaovan-gazety, mifototra amin'ny fifandraisana indizeny ny andian-tanora, mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny Vondrom-piarahamonina Lenca ao Guatajiagua (ACOLGUA).
Nahazo ny Fankatoavana Nilaina ny Teny Swahili, Fiteny Faharoa Be Mpiteny Indrindra eto Afrika
Ny Swahili no fiteny faharoa be mpampiasa indrindra ato amin'ny kaontinanta Afrikana. Na izany aza mbola tsy vonona ara-barotra ny famantaran-teny mandeha ho azy amin'ity fiteny ity, ka manilika ny mpiteny azy tsy hahazo ny torohay ilainy.
Jery Todiky ny Fanamby Sary-sy-Soratra amin'ny Tenindrazana Taona 2017
Nandray anjara tamin'ny Fanamby Sary-sy-Soratra amin'ny Tenindrazana ny vondrom-piarahamonin'ny teny manerantany izay fomba hanehoana sy hankalazana ny fahasamihafan'ny teny ao amin'ny aterineto.