Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Jolay, 2015
Hirao ny hira fandrotsirotsiana ho fiarovana ny teny Butchulla
Niatrika fahaverezana ny teny Butchulla, fampiasan'ireo mponina teratany ao amin'ny Nosy Fraser ao Aostralia tamin'ny taonjato faha-20. Eo am-pamelomana izany ankehitriny ny Fandaharan'asa Hoan'ny Teny Butchulla.
Mianàra Fomba 40 Firesaka Amin'ny Tànana Ampiasain'ireo Aborizena Hifandraisany Manerana Ny Tany Efitra Andrefan'i Aostralia
Lahatsary iray ao anatin'ny tetikasa Great Sandy Desert (Efitra Torapasika Midadasika) any Andrefan'i Aostralia, mampianatra momba ireo fomba firesaka amin'ny tànana ampiasain'ireo vehivavy zokiolona Aborizena rehefa mampianatra ny fomba fiteny Kukatja.
Ny Anjerimanontolon'ny Vazimba Teratany ao Aymara, Làlana Iray Mankany Amin'ny Fanampiana Ireo Vondrom-piarahamonina Teratany Ao Bolivia
Atolotry ny Tetikasa iray fanaovan-gazetin'olon-tsotra ho an'ireo mpianatra avy amin'ny Anjerimanontolon'ny Vazimba Teratany Aymara ao Bolivia "Túpac Katari" ny fahafahana manoratra momba fiainana diaviny amin'ny fianarana ao amin'io Anjerimananontolo tokana io
Miaro ny Mari-Panondroana an-dry Zareo amin'ny Alalan'ny Lahatsary ny Vahoaka Sarayaku ao Ekoatera
Mampiasa ny teknolojia vaovao ny tanora Sarayaku ao Ekoatera hiarovana ny mari-panondroana ara-kolontsainy sy ny anganon'ny razambeny.