Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Aogositra, 2023
Fitahirizana ny fizakàmanana ara-tsaina ny kolontsaina vazimba teratany ao Aostralia any anaty fitantaràna nomerika
Anissa Jones, vehivavy vazimba teratany, mpampianatra, mampiasa ny teknôlôjia ho fitahirizana ny fiteny Dharug Dhalang. Ny famelabelarana nataony nandritra ny Puliima dia nametraka tsindrimpeo tamin'ny fitantaràna nomerika sy ny fizakàmanana ara-tsain'ny vazimba teratany amin'ny alàlan'ny teknôlôjia sy ny fiaraha-mientan'ny vondrompiarahamonina.
Mampifandray andian-taranaka: Ivontoerana Bininj Kunwok, manafangaro ny teknôlôjia sy ny fombandrazana ho an'ny fiteny
Mandray anjara amin'ny Puliima, Kaonferansan'ny Fitenim-Bazimba sy ny Teknôlôjia ny Bininj Kunwok Regional Language Center. Mandritra izany no anoloran-dry zareo ny tetikasany mifantoka amin'ny fampiasàna ny teknôlôjia ho an'ny fiteny Bininj Kunwok
Taratasim-baovao RV: Hikatona tsy ho ela ny antso ho fisoratana anarana hahazo ny Loka Young Journalist Award
Fikatrohana ho an'ny fiteny, fampiatiana nomerika, hirika samihafa, sns!
Ny fomba fitazonan'ireo mpamorona votoaty amin'ny teny Ho sy Santali ao India hanamafisana ny teny indizeny
Ny fanadihadiana tamin'ny taona 2022 natao tamin'ny teny Ho sy Santali, fiteny indizeny avy any India, no nahitana fa 70,4 isanjaton'ny mpamorona no mampiasa ny findainy mba hamoronana sy hampidirana votoaty, na dia mbola fanamby lehibe aza ny famadihana izany ho vola.