Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Aogositra, 2020

RV Newsletter : mandinika ny politika, ny fomba fanao, ary ny zava-misy marina mikasika ireo vaovao disoina ny Digital Citizen Summit

  28 Aogositra 2020

Ny taratasim-pifandraisan'ny Rising Voices dia manome rohy mitondra ho amin'ireo fahafahana sy loharanom-pahalalàna mifandraika amin'ny fampiatiana nomerika, anisan'izany ny fahafahana miditra sy mampifanaraka ireo fitaovana nomerika, hatramin'ireo fomba isankarazany azon'ny vondrompiarahamonina atao mba handraisany anjara feno amin'ny fiainana anaty tambajotra.