Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Avrily, 2022
Ahoana izany any Fryslân, Holandy, henika fiteny Frisian ny toerana rehetra amin'ny fiainana andavanandro, eny fa na dia amin'ny aterineto aza
".. hifanena amin'ny Frisian ianao ary hampiasa izany na aiza na aiza ao amin'ny faritany: any amin'ny mpanao mofo, any amin'ny fivarotan-dehibe, any amin'ny trano famakiam-boky, any amin'ny dokotera, any am-pianarana.."
Fantaro i Oratile Olivia Gabaphethe, mpikatroka ho an'ny fiteny Setswana
Avy ao Afrika Atsimo i Oratile Olivia, manandratra ny fiteny Setswana amin'ny famoronana tantara ho ana sarimihetsika, manampy hanova ny fomba fijery momba ny fampiasàna ny fiteniny eny anatin'ireo habaka misy famoronana
Ny lova navelan'ny mpiteny Yaghan farany ao Shily
Fahavoazana ho an'ny vondrom-piarahamonina teratany Yaghan ny fahafatesan'i Cristina Calderón, saingy namela boky maro momba ny fiteniny sy ny kolontsainy ho an'ireo taranaka Yaghan ho avy izy.
Taratasim-baovao RV : Alaivo sary an-tsaina ny aterineto feminista iray
Otrikarena, vina, hamaroam-piteny, sy ny maro hafa!
Amrit Sufi, nitondra ny teny Angika tandindonin-doza amin'ny sehatra nomerika
Niantsafain'ny Rising Voices i Amrit Sufi, mpikaroka sady mpampianatra ambony miasa amin'izao fotoana izao amin'ny fandraketana ankihy ny fiteny sy ny kolontsaina am-bava tandindomin-doza any India.