Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy manangana sy mampiroborobo ny fanapariahana vaovaon-olotsotra amin-ny toerana mbola tsy mahatakatra aterineto loatra. ·

RSS

Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Mey, 2010

Mpiblaogy misongadina: Rakotomanarivo Tahina

  07 Mey 2010

Ny namana Rakotomanarivo Tahina dia miblaogy monina ao Antananarivo, renivohitry Madagasikara. Nandray anjara tamin'ny atrikasa fanajariana ny fijoroana vavolombelon'ny andrimasom-bahoaka izay nokarakarain'ny FOKO izy