Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Jona, 2023
Wikipedia Punjabi 21 taona: Fankalazana ny lahatsoratra 50.000 ary miatrika ny hoavy
Nifarimbona ny vondrom-piarahamonina manontolo hanatontosa Iraka 50.000, antso hihetsehana hanatratra lahatsoratra 50.000, ho fankalazana ny faha-21 taonan'ny Wikipedia Punjabi.
Ny andraikitr'i Faisal Ali amin'ny fisavàna làlana ny Pidgin Ganeàna ao amin'ny Wikipedia
Faisal Ali, mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny Wikimedia, fantatra kokoa amin'ny anarana hoe DaSupremo, dia nandray anjara tamin'ny fanombohana ny Pidgin Ganeàna ao amin'ny Wikipedia mba ho fitahirizana ny fahamaroam-piteny ety anaty sy ivelan'ny aterineto
Mahakasika ny amin'ny fiteny indizeny ihany koa ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety: momba ny “occitan” ao Frantsa
Tena zavadehibe ilain'ny fanomezana aina ireo fiteny indizeny ny famokarana sy ny fahafahana miditra amin'ny media, araka izay hita amin'ny tranga manjo ny "occitan", izay efa tsy dia ifampiresahana firy intsony ao atsimon'i Frantsa.
Taratasim-baovao RV : Mankalaza fihodinana hafa iray amin'ny fanentanana @DigiAfricanLang ataonay ao amin'ny Twitter
Fahamaroam-piteny, fahaizana ny media, zo nomerika sy maro hafa!