Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Desambra, 2020
Taratasim-baovao RV: Jery todika ny fivoriana an-tserasera Natives in Tech 2020
Manome ny rohy mifandraika amin'ny fampidirana nomerika ny taratasim-baovao Rising Voices, ao anatin'izany ny fidirana sy ny fampiasana ny fitaovana nomerika sy ny fomba samihafa ahafahan'ny vondrom-piarahamonina mandray anjara feno anjotra ihany koa.
Taratasim-baovao isam-bolana momba ny tambajotram-piarahamonina sy ny fidirana amin'ny aterineto isa-toerana – laharana faha 31
Ity taratasim-baovaon'ny volana Novambra 2020 ity dia ao anatin'ny tetikasa mitondra ny anarana hoe "Tambajotra amin'ny Aterineto isa-toerana: Afa-mifanerasera ve ny tsy mifanerasera?" novolavolain'ny APC niaraka tamin'ny Internet Society sy ny Rhizomática.
Mandraisa anjara amin'ny resadresaka an-jotra momba ny ‘Ady amin'ny fandisoam-baovao mihatra amin'ny fiteny marefo’
Ity fivoriana amin'ny 10 Desambra ity dia hitrandraka ny fiantraikan'ny fandisoam-baovao amin'ny fiteny sy ny foko vitsy an'isa vitsivitsy any Afrika sy Azia sy ny fahavononan'ny mpikambana any amin'ireo vondrom-piarahamonina ireo hiatrika izany.