Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Jolay, 2023
Ao Afrika, sahirana ireo fiteny teratany vao mahazo fankatoavana ho tena ilaina
Vao mainka hamafisin'ny dindon'ny shinoa sy ny fanatontoloana izay hahatonga ireo fiteny eny an-toerana ao Afrika ho lasa an-jorom-bàla, ao anatin'ny toejavatra iainana ny tsy fisian'ny finiavana pôlitikan'ireo governemanta ao amin'ilay tanibe
Tatatsim-baovaon'ny RV : ‘Fampitohizan-dàlana vondrom-piarahamonina’ — fitetezana izao tontolo izao momba ny fifandraisan'ny vondrom-piarahamonina
Zo nomerika, ezaky ny vondrom-piarahamonina, fahamaroam-piteny, sy maro hafa!
Franca Umasoye Igwe: Mampiroborobo ny fiteny Ekpeye ao Nizerià
Franca Umasoye Igwe no mampianatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 6 hatramin'ny 12 Jolay 2023, hizara ireo fomba sarobidy tsy lany hamamiana momba ny fiteny Ekpeye ao Nizerià.
Toroga Denver: mpampiroborobo ny fiteny Khoikhoi ao Afrika Atsimo
Toroga Denver no mampianatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 29 Jona hatramin'ny 5 Jolay 2023, hizara ireo fomba sarobidy tsy lany hamamiana momba ny fiteny Khoikhoi ao Afrika Atsimo