Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Desambra, 2016
Ireo Lahatsary Fohy Notontosain'ireo Tovolahy Kambodziana Ho Fampitsaharana ny Sotasota Ara-nofo
Maninona no atsahatra ny sotasota ara-nofo? Tanora tsy matianina avy ao Kambodza amin'ny famokarana lahatsary no nitrandraka ny valin'io fanontaniana io mba handrisihana ny olona -- indrindra fa ny lehilahy -- hahatakatra ny fiantraikan'ny sotasota ara-nofo.
Mihaona Ivelan'ny Aterineto ireo Mpikatroka Nomerika Hampiroborobo Ny Fimaroam-Piteny Antserasera Ao Bolivia
Mahatonga ny firenena hanana kolontsaina sy fiteny isan-karazany ny teny ofisialy miisa 37 ao Bolivia. Na dia izany aza, tsy voatery hita foana ao amin'ny aterineto izany fahasamihafana izany.
Manao Vela-Tsehatra Momba Ny Media Marolafy Amin'ny Fiteny Miskito sy Mayangna Ny Mpianatra
Ity no lahatsoratra fahadimy momba ny tetikasa "Miskito sy Mayangna ao amin'ny aterineto", mpandresy nahazo ny vatsy 2015 tamin'ny antso ho fanohanana ny fisantaran'andraikitra momba ny fikatrohana nomerika ho an'ny fiteny vazimba teratany.
Dingana Voalohany Mankany Amin'ny Famoronana Tranonkala Roa Fiteny Ao Nikaragòa
Ity no lahatsoratra fahaefatra momba ny tetikasa "Miskito sy Mayangna ao amin'ny aterineto". Tontosaina ao Nikaragoà ankehitriny ny tetikasa ary kasaina ny hanamafisana orina ny fiteny eo an-toerana amin'ny fandraisana anjara mavitriky ny tanora.