Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Jolay, 2018
Ny mahazavadehibe ny fananana mpikatroka Afro-feminista ao amin'ny governemantan'i Costa Rica

"Raha novonoina amin'ny maha mainty, feminista ary amin'ny maha feo mpanivaka azy eo amin'ny politika i Marielle Franco tao Brezila, dia mpitarika nankatoavina avy ao amin'ny hetsika Amerika Latina Mainty hoditra i Epsy Campbell, izay lany ho filoha lefitr'iCosta Rica...."
Voces de Mujeres [Feon'ireo vehivavy]: “Fihetsika Revolisionera Ny Fandraisam-pitenenana”
"Adihadianay ny fiantraikan'ny miralenta eo amin'ny fomba fitantaranay [...] amin'ny fakàna teknolojia mba hampisongadinana ny andraikitra maha-mpanova izay iantsorohanay"
Hampisy hantsana nomerika bebe kokoa eo amin'ny lahy sy ny vavy ity hetran'ny media sosialy ao Ogandà ity

Raha mba mihaino fotoana vetivety monja ny hiakan'ny vahoaka Ogandey -- izany nitabataba mafy sy mazava hatramin'ny nampiharana ilay hetra tamin'ny voalohany jolay -- moa ny mpikambana amin'ny parlemanta, ireo mpanolotsainan'ny filoha maro dia maro ary ny minisitry ny teknolojiam-baovao, dia efa nofoanany ity hetra ity.
Milaza ny Ogandey hoe #NoToSocialMediaTax fa manambaka ny vehivavy, ny tanora ary ny mahantra io

Milaza ny Ogandey hoe #NoToSocialMediaTax satria tsy mifanaraka amin'ny lalampanorenana izany ary mampitombo ny fahantrana, manao ho lasibatra ny tanora ary mampitombo ny hantsana nomerika.
Arabiska: Bilaogera Iray Nosamborina.. Mbola Misy 1000!
Toy ny tsy misy ny herinandro tsy misy olana ho an'ireo Ejipsianina sy ny bilaogerany.
Yémen : Manentana ny vehivavy amin'ny alalan'ny bilaogy sy ny tambajotra sosialy ny tetikasa AWAMT

Nilaza i Napoleon Bonaparte indray andro hoe: "Aoka i Frantsa mba hanana reny mendrika mba hananany zanaka mendrika." Marina ho an'ny firenena rehetra izany. Azo atao ny mamelona fanantenana fa ny tetikasa, izay tohanan'ny Rising Voices any Yemen
Jamaika : Manaitra Loatra Ny Filàna Ka Tsy Fandefa Amin'ny Onjampeo Ireo Hira Dancehall
Anjaran-dry zareo ny mampanaja ireo voalazan'ny Fepetra Fandrindràna ny Haino Vaky Jery, amin'ny resaka fandefasana zavatra ho an'ny daholobe amin'ny onjampeo. [...] Inona no efa nataony ary inona no ataony ankehitriny, ho ahy, mandoa hetra vokatry ny hatsembohan'ny tavako?
India: Vehivavy tantsaha mitsangana hiady amin'ny fikorontanan'ny toetrandro
Vondrom-behivavy iray ao India no naneho fa na dia eo aza ny tsy fitovian'ny lahy sy ny vavy sy ny fahantran-dry zareo, dia mety ho lasa fitaovana mahery vaika izy ireo amin'ny fiadiana ny fikorontanan'ny toetr'andro sy hampihena ny fandefasana etona mahatonga izany.
Korea Atsimo: Namono tena izy rehefa voaheloka ho nanolana ny vadiny
Sambany vao nisy lehilahy voaheloka noho ny fanolanana ny vadiny tany Korea Atsimo, ka nahatonga ity lehilahy ity hamono tena.
Nidina an-dalambe am-pilaminana ny Ogandey ho fanoherana ny famonoana olona manao ho lasibatra ny vehivavy
Ary dia nanao ny dia(be) aho. Ho fahatsiarovana azy ireny, tsy nahazo rariny ry zareo ary mbola tsy nisy ny voatazona ho tompon'antoka tamin'ny fahafatesana mampaha-marikoditra nahazo azy ireny. Fa omeko voninahitra ry zareo.