Nahatonga olona an'arivony maro tao amin'ny tanàna indiàna iray ambony havoana ho lasa tsy manan-kialofana ny “filentehan'i Joshimath”Jeografia tsy milamina sy asan'olombelona tsy voafehy no nitarika ny lozaMpanoratra Anumeha VermaNandika avylavitra31 Janoary 2023
Novalian'ilay Rosiana mpihira ilay hoe ‘Voninahitra ho an’i Okraina’. Tian-dry zareo hofoanana ny zom-pireneny ankehitrinyRosia ankehitriny mila mitandrina amin'izay teneniny rehetra ny tsirairayMpanoratra Daria DergachevaNandika Raveloaritiana Mamisoa27 Janoary 2023
“Ho fahavalon'ny fitondrana Rosiana mandrakizay aho” hoy ilay TikToker ao MoldaviaNampanantena hividy drôna 100.000USD ho an'ny tafika Okrainiana izyMpanoratra Daria DergachevaNandika Liva Andriamanantena26 Janoary 2023
Vehivavy Hmong mampiasa TikTok hamakiana bantsilana ny fanararaotana ny fanambadiana ao ThailandyVehivavy mizara tantara momba ny fanandevozana sy famarotana olonaMpanoratra PrachataiNandika Miora25 Janoary 2023
Nambaran'ireo firenena amin'ny ilabolantany atsimo fa tsy nisy ny fandraisana andraikitra ara-toetrandro nandritra ny COP27Fivadihana izay hafa ankoatra ny fiantohan'ny COP ny famatsiam-bola fatiantoka&Fahasimbana...'Mpanoratra Dizzanne BillyNandika Raveloaritiana Mamisoa25 Janoary 2023
Arabia Saodita: Antso hamotsorana ireo Saodiana Wikipediana roaMiantso ny hamotsorana ireo Wikipediana Saodiana ireo fikambanan'ny mpiaro zon'olombelonaMpanoratra AdvoxNandika Liva Andriamanantena24 Janoary 2023
Olana mbola tsy ho foana ny fanararaotana ireo zaza tezain'ny fanjakana ao Jamaika, nefa ny rafitra ve no hotsiniana?'[T]sy hita horefesina ny sanda naloantsika teto'Mpanoratra Emma LewisNandika avylavitra19 Janoary 2023
Ny olana amin'izao fotoana izao sy tsy mitsahatry ny herisetra an-tokantrano ao ZeorziaMbola olana ny fametrahana lalàna fiarovanaMpanoratra Chaikhana.mediaNandika avylavitra18 Janoary 2023
Novonjena avy any an-dranomasina, nahoana ireo Rohingya mpitsoa-ponenana no niafara any anaty toby fihazonana ao Sri Lanka?Tsy mazava ny vesatra ara-pitsaràna itànana azy ireoMpanoratra GroundViewsNandika avylavitra18 Janoary 2023
Fanafihana iray hafa nahazo ny foibe LGBTQ+ ao Podgorica no manasongadina ny filàna fiarovana ny zon'olombelona ao MontenegroManome fanohanana tena ilain'ny vondrom-piarahamonina ny LGBTQ+ Drop In Center hatramin'ny 2012 Mpanoratra Filip StojanovskiNandika Imanoela Fifaliana18 Janoary 2023