· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Jona, 2008

Hôngria : Ireo Blaogin-tsary

Ary satria efa herinandro sisa tsy ihavian'ny Global Voices Citizen Media Summit izay hotanterahina any Bodàpestà, rehefa avy nampahalala anareo bebe kokoa momba ireo blaogy mivoy mikasika ireo sakafo Hôngroa...

25 Jona 2008

Kiobà: fanoherana tany am-ponja

Uncommon Sense no namaham-bolongana momba ny fitadiavana hanapenam-bava ny fihetsiketsehan'ny voafonja kendren'ny mpiambina ny fonja any Combindado de Guantánamo  “izay niandoha raha nilofo hampahafantatra ny fihoaram-pefy mitranga any am-ponja tamina...

06 Jona 2008

Armenia : Ny andron’ny ankizy

Nolazain’i Unzipped (tsy voafintina) fa somary nihilana ho amin’ny lafiny politika kokoa tamin’ity taona ity ny fanamarihana manerantany ny andron’ny ankizy, isaky ny voalohan’ny volana jona, nomarihan'ny fianakavian’ireo mpanohitra notazonina...

02 Jona 2008