Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Septambra, 2008
Venezoela:Noroahin'ny Filoha Chavez ny Fikambanana Tsy Miankina Human Rights Watch
Miaramila maro mirongo fiadiana no nalefa hisambotra an'i José Miguel Vivancos, mpitondra tenin'ny Fikambanana Tsy Miankina Iraisam-pirenena Human Rights Watch, ary nandroaka azy hiala an'i Venezoela ora vitsivitsy taorian'ny nanaovany...
Shina: Handratra ny fontsika ve ny loka Nobel ho amin'ny fandriampahalemana?
Efa tsy dia tena faraidiny loatra ny tantana raha nahazo ny loka Nobel momba ny haisoratra i Gao Xingjian tamin'ny 2000; Niarahaba ilay nizaka ny zom-pirenena Shinoa teo aloha i...
Masedonia : Horonan-tsary hiadiana amin'ny kolikoly
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor 😉 dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].
Iran: Revolisionan'ny fahamahanam-bolongana
The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The...
Arabia Saodita: Ho taranja ianarana ny Zon'olombelona
Crossroads Arabia no milaza ny heviny amin'ny mety hampidiran'i Arabia saodita ny zon'olombelona ho taranja ianaran'ny mpianatra lalàna: “Tahaka ny hampianarana izay heverina ho ‘Zon'ny Silamo manerana ny tontolo’, dia...
Kenya: Nosamborina ny mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi
Sukuma Kenya no manoratra momba ny fisamborana ireo mpikatroka politika any Kenya: ‘Mihaika tanteraka indray ny fahafahantsika mivory ny pôlisy nisambotra mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi mba hampihorohoroana azy...