Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Marsa, 2008
Mipariaka toy ny alondrano ireo lahatsary mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano
Rano tony [Zen Water] sary nindramina tany amin'i darkpatator Nanomboka tamin'ny fivoriamben'ny Firenena Mikambana mikasika ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana izay notanterahina tany Rio-de-Janeiro tamin'ny taona 1992, dia tapaka fa hankalazaina isan-taona, isaky ny faha-22 Martsa ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano [World Water Day | Journée Mondiale de l’eau]....
Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao
Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka” mbola mitohy hatramin'izao ny ady ao Irakl, mampivarahontsana ny olon-tsotra maro maneran-tany. Anatin'ity lalan-dra ity, Global Voices Online no hamoaka...
Iran : Taona vaovao no manomboka
Omaly no andro voalohany amin'ny lohataona sy andro voalohan'ny taona iraniana. Ny fetin'ny Nowruz na koa Norouz dia ankalazaina any Iran sy firenena maro tahaka an'i Tajikistan sy Afghanistan. Mpiblaogy maro no nankalaza izany fety izany, koa dia nifampirary soa sy nifanakalo hevitra izy ireo tamin'izany andro izany. Ny sasany...
Tsy misy tanàna ho an'ny Aborigènes
Banai sy ny vadiny eo anoloan'ny tranon'izy ireo Ny adihevitra ho an'izay ho filoham-pirenena voalohany nokarakarain'ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin'ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenana ary namaly ny fanontaniana 20 napetrakin'ny olon-tsotra izay mampiasa ny rohin'ampahan-tsary toy ny Youtube mba hanapariahana...
Tohanan'ny daholobe ny fanamelohana ho faty
Sary “brooms head romans.. ” an'i Antigua Daily Photo arovan'ny licence Creative Commons. Ny tsirairay dia afaka mahita izay fifanoherana eto Guatemala momba ny fanamelohana ho faty izay. Andaniny, ireo Guatémaltèques dia mandray anjara mavesatra amin'ny fihetsiketsehana ara-pinoana karakarain'ny Katolika sy ny Protestanta mandritry ny herinandro masina, fotoana natao indrindra...
Etiopia: Mpanao hosodoko manohitra ny fanambadiana aloha loatra
Lova Rakotomalala no manoratra ny hetsika ataon'ireo Mpanao hosodoko Etiopiana hanoherana ny fampanambadiana aloha loatra amin'ny alalan'ny zavakanto izay ataon'izy ireo (tsindrio ny rohy hahitanao ny sary).
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...