Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Oktobra, 2007
Borkina Fasô : Manampy ireo Borkinabe hiady ny fanampenam-bava ireo blaogy
Any Borkina Fasô, tsy fandanian'andro fotsiny ihany ny fitorahana blaogy fa tena manandanja tokoa. Satria ireny no mba maso sy sofina entin'ireo olona aman'arivony eto amin'ny Aterineto [manaraka ny toe-draharaha...
Iran : Naiditra am-ponja ny Dr. Sohrab Razaghi, mpivoy ny fandalana ny zon'olombelona
Araka ny vaovao nambaran'ny blaogy Varesh [Farsia] dia naiditra am-ponja efa ho telo andro lasa izay, ny Dokotera Sohrab Razaghi izay mpisolovavan'ny zon'olombelona any Iran ! Tsy misy kosa mahalala...
Sodana : Andro natokana hanaovana hetsika hanohanana an'ny Darforo
Ho fandraisana anjara amin'ny andro natokana hanaovana hetsika hanohanana an'ny Darforo dia manaparitaka sarimihetsika mba tsy hanadinoana ny blaogy The Whinery 2.0. Ndesanjo Macha
Borkina Fasô : Miverina avy any an-tsesi-tany i Mariam Sankara
Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny kabary fisaorana nataon'i Mariam Sankara vady navelan'ny filoha izay maty tamperin'asa nandritra ny fanonganam-panjakana roampolo taona lasa izay : « c'est avec beaucoup...
Pakistana: Bilaogy itazonana
Mialoha ny zava-drehetra dia tsy maintsy amin’ny alalan’ny fialan-tsiny aminareo mpamaky ny Global Voices no hanoratako ity lahatsoratra ity hatramin’izay nanjavonako nandritra ny volana maro izay. Indrisy manko fa tsy...
Pejy manokana momba ilay fanoheran’ny Birmana 2007
Tsy dia mahazatra loatra izany hoe ny mpibilaogy no loharano fototra tamin’ny fitantaram-baovao. Ny fihetsiketsehana farany tany Myanmar iny dia tsy ho nahoraka loatra raha tsy teo ireo olona maromaro...
Afghanistàna : Vao efatra taona monja dia efa nanambady
Ny mpiblaogy Nasim Fekrat dia mitantara [Farsi] ity zazavavy iray vao efatra taona monja izay nampanambadiana lehilahy efa telopolo taona. Tanterin'io mpiblaogy io koa fa araky ny gazety Hasht Sobh...
Masoarabo: Tsiditsidika blaogy Ejipsiana
Niasa fatratra ny blaogy Ejigypsiana, tsy jerena ny fiaraha-mientana nataon’ny gazety maro nitokona tsy nivoaka indray andro noho ny fanagadrana mpanao gazety Ejipsiana. Ny lohahevitra anio ary dia hiresahantsika momba...
Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.
Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana...
Topi-maso Arabo : Inona no fivavahanao ?
Any amin'ny firenena Arabo sansantsasany, ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy. Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana...