Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Febroary, 2008
Arabia Saodita : Tsy misy kafe hoan'ny vehivavy
Lalla Mona avy any Arabia Saodita no manapariaka sary fandraràna roa : ny voalohany nalaina tany Amerika tamin'ny taona 1931 “Dobo filomanosana : Natokana hoan'ny fotsy hoditra” ny faharoa kosa...
Kôngô-Brazzaville : Fanapariahana ny teny manambara ny zon'ny vahoaka indizeny
indigenouspeoplecongobrazza no mitatitra momba ireo ezaka ataon’ Kôngô hanapariahana sy hampahalalana ny mombamomba ny fanambarana vaovao nataon'ny firenena mikambana hoan'ny zon'ny vahoaka indizeny : a été organisé, le 24 Janvier 2008...
Madagasikara : Adihevitr'ireo mpiblaogy mikasika ny “fanalan-jaza” sy ny fiadiana hoan'ireo zon'ny vehivavy
Mandritra ny fety “Saint Valentin,” ilay hetsika manodidina ny fandikana amin'ny teny Malagasy ilay soratra naha-tafintohina ny sasany anefa ankafizin'ny hafa mitondra ny lohateny hoe : The Vagina Monologues |...
Blaogy/Bolongana hanehoan-kevitra : Torolalan’i Global Voices hiarovan-tena
Global Voices Advocacy dia faly mampilaza antsika ny fahavitan’ny torolalana fianarana andiany faharoa azo izay mifototra amin'ny fidifiana sivana amin’ny aterineto, famahanam-bolongana tsy fantatra anarana sy tsy fanta-toerana ary fahaiza-mampiasa...