Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Janoary, 2020
Nifarana am-pilaminana ny fitokonan'ny mpiasan'ny casino, fandresen'ireo mpiaro ny zon'ny mpiasa ao Kambodza
Mety hiatrika sazy noho ny fanitsahana ny didim-pitsarana izay nilaza ny hetsi-panoherana ho tsy ara-dalàna ny mpiasa na dia nahomby aza ny fitokonana.
Taona enina taorian'ilay famoretana nahafaty olona natao an'ilay fitokonan'ny mpiasa amin) orinasa mpanao akanjo tao Kambodza, tsy antenaina intsony ny fitsaràna hoy ireo fianakaviana
" Toa tsy mbola manangasanga eny amin'ny faravodilanitra raha izay rariny izany, na toy ny mitady fanjaitra ao anaty fanambanin'ny ranomasina. Tsy mbola nahita izay mangirana momba ny rariny ho anay izahay."
Maninona i Tiorkia no tsy mitsabaka ao Siria ?
Efa nandany fepetra ahafahan'ny tafika miditra an-tsehatra i Ankara. Tsy mbola miditra amin'ny famonjena an'i Kobané foana anefa ny tafika tiorka. Nahoana?
#WithSyria (Miaraka amin'i Siria) mba hitsahatra ny fandarohana baomba an-jambany ny sivily siriàna
Sonia 100.000 no kendren'ny fanentanana #withSyria (miaraka amin'i Siria) ho azo mba ho henoin'ireo mpitondra erantany ny feony, ka mba hihetsika izy ireny hampitsaharana ny daroka baomba tsy mitsahatra atao an-jambany amin'i Siria.