Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Avrily, 2008

30 Avrily 2008

Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing

Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana : 1. Olympic workers; 2. Olympic silencing; 3. Olympics and June 4; 4. Olympic GFW; 5. Olympic erection. 1. Mpiasa nanorina ireo kianja Olaimpika; 2. Famehezam-bava Olaimpika; 3. Lalao Olaimpika sy ny 4 Jona (kianja Tian'anmen); 4. Famefena Olaimpika;...

28 Avrily 2008

Zimbaboe : “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny”

This is Zimbabwe no mitatitra ny fampahafantarana ireo gazety ny fiforonan'ny fikambanana “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny” any Zimbaboe : The Institute for a Democratic Alternative for Zimbabwe (IDAZIM) has initiated, with full support from civil society, labour and legal organizations, the Truth and Justice Coalition on Zimbabwe. Its objectives...

26 Avrily 2008

Taiwan: Nofinofy toy inona no andrasantsika amin'ny Lalao Ôlaimpika?

Raha mikarakara ny Lalao âlaimpika 2008 i Sina dia nilaza hoe “tontolo iray, nofinofy iray, inona no andrasantsika amin'io nofonofy io? Nazavain'i Schumann ny niavian'ny afo Ôlaimpika: 古代希臘人在奧運舉辦前,會按宗教儀式,在奧林匹亞宙斯神廟前的祭壇上點燃火種, […]火炬手高舉火炬,一邊奔跑,一邊呼喊:停止一切戰爭,參加運動會。 火炬傳到哪,哪的戰火就熄滅了。[…]人們忘記了仇恨,忘記了戰爭,都奔向奧林匹亞參加奧林匹克運動會。 久而久之,火炬這個本來用來傳遞信號的工具,便成了和平、光明與友誼的象征. Mialoha ny Lalao Ôlaimpika taloha dia nandrehitra afo teo anoloan'ny Tempolin'i Zeus l'Olympien ny mponina Grika fahiny. […] Ilay...

22 Avrily 2008

Egypta:Olona tsy hita nanjavonana

Mety efa henonao ny momba ny fitokonana tamin'ny 6 Aprily nitranga teto Egypta, sy i Esraa Abdelfattah, mpamorona ny hetsika Facebook Group nosamborina ary avy eo nambara fa tsy hita nanjavonana, ary hoe navotsotra afaka minitra maro taty aoriana. Izany no nanosika an'i Michaelitoo hanapa-kevitra ny hanoratra eto momba azy...

18 Avrily 2008

Zimbaboe : “Operation Mavhoterapapi”

Sokwanele no mitatra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe fijoroana vavolombelona sy andian-tsarin'ireo voadaroka nandritra ireo “Operation Mavhoterapapi” any Zimbaboe : It has been reported that a teacher in Mudzi has also been murdered and 8 women have been abducted. We are awaiting verification of this report. “Notaterina koa ny...

RD Kôngô: Fiaraha-miasa vaovao hamongorana ny herisetra

17 Avrily 2008

Ny fikitikitihan'i Mugabe ireo tombotsoan'ny fotsy hoditra no fototry ny fitsikerana azy

Ny blaogy Babilown no mitatitra ny hevitry Eloi Goutchili raha mampitaha mpitondra jadona Afrikana roa lahy Robert Mugabe sy Paul Biya, filohan'i Kamerona nandritra ny 25 taona mahery izao, ka ny fehin-keviny dia ny hoe … izay fomba fitantaran'ireo fantsona fampahalalam-baovao Tandrefana ihany no mahasamihafa azy roa lahy ireo :...

14 Avrily 2008

Egypta:Ny tantaran'i Sounilla

Zava-bitika ihany no mba hain’i Sounilla, mpianatra Amerikanina, hoe anaty inona ary izy izany no mizotra raha nahita mpianatra roa avy amin’ny anjerimanontolo misy azy nijoro teo afovoan’ny Cairo Square izy ary nanapa-kevitra ny handeha ho eny amin’izy ireo ka ny fakantsariny dia tsy miala any amin’ireo. Tsy hay hoe...