· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Desambra, 2007

Serbia : “Novokarina ho meloka”

  29 Desambra 2007

Ny teny moa eto dia milaza ny fanamelohantena ananan'ny Serba. “Amin'ny alalan'ny fanariana io fanamelohantena io ihany sy amin'ny alalan'ny fahafantarana izay namolavola io fampanamelohan-tena io sy ny tanjona nokendreny...

Iran: Mpianatra telo noafahan'ny fitsarana madiodio

  20 Desambra 2007

Raha inoana ny voalazan'i Daneshjoo blog[Farsi], dia noheverin'ny fitsarana iraniana fa tsy meloka ny mpianatra telo izay efa any amponja manana ireto fanampian'anarana manaraka iretoTavakoli,Ghasaban ary Mansouri. Efa voafonja nandritra ny...

Zimbaboe : Mpivoy nisedra herisetra tany in Harare

  16 Desambra 2007

Ny blaogin'ny fikambanana WOZA [Women Of Zimbabwe Arise] izay fikambanana mpivoy ny fitadiavana fitovian-jo hoan'ny vehivavy dia mitatitra momba ny herisetran'ny Pôlisy any Zimbaboe : Whilst the three people arrested...

Senegaly : Lahantsary avy any amin'ny nosy Goree

  16 Desambra 2007

Ny blaogy Seckasysteme dia mamoaboafy mikasika ireo zavatra tsy faseho-masoandro izay nitranga fahiny tany amin'ny nosy Goree any Senegaly araky ny fanambaran'i Boubacar Joseph N'Diaye, mpitahiry ny trano rakitra any...

Sodana : Firenen'ny fifangarihana

  13 Desambra 2007

Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray : « J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des...

Egypta : Fanolànana nodidian'ny Pôlisy

  08 Desambra 2007

Ny blaogy The Arabist avy any Egypta dia mitatitra ny fitarainan'ireto zatovo roa izay mandrohirohy Pôlisy roa izay nandidy ny mpiara-migadra tamin'izy ireo mba hanolana ireto zatovo : « Does it ever...