Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Oktobra, 2008
Haiti: ny faneken'i Powell
Lavitra dia lavitry ny fahatalanjonana mahita ny fanohanan'i Colin Powell an'i Barack Obama, The Haitian Blogger no miteny: “Eto Haiti, Powell no ‘Mpitarika Mainty niandraikitra ny’ fandravana ny demôkrasia teto...
Ezypta: Voafonja asesika toy ny Sardine
Gadra atao antontany ao anaty baravy? Nampiseho fanitsakitsahana zon'olombelona ao amin'ny bolongany malaza Misr Digital indray ilay Ezipsiana mpamaham-bolongana Wael Abbas efa nandrombaka loka. Wael no manazava: هذه الصورة أرسلت...
Palestina: Tolokon'i Jerosalema
Mitanisa ny zavatra mahakivikivy azy tao ho ao izay iVika, izay monina any Jerosalema, ary anisan'izany koa ny zavatra vao najoro vao haingana: “Mihatra amin'ny taolana ny maharary ahy tamin'ity...
Jamaika:Fisaonam-pirenena
Iray volana sy tapany lasa izay dia firenena ravo sy tretrika i Jamaika raha nankalaza ny fandresena azon’ireo mahery fo Olaimpikany. Tamin’ity herinandro ity, dia firenena iray fanina no nisaona...