· Novambra, 2008

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Novambra, 2008

Andro iadiana amin'ny SIDA manerantany: Ireo mitondra ny tsimok'aretina

  30 Novambra 2008

Ity taona ity no manamarika ny faha-20 taona ny Andro manerantany iadiana amin'ny SIDA izay tanterahina isaky ny voalohany volana Desambra. Na dia tsapan'ny olona anarivoarivony amin'ny ankapobeny isan'andro aza ny fiantraikan'ny VIH sy ny SIDA dia ity kosa ny andro manokana hamphafantarana bebe kokoa ny amin'ity aretina ity. Ny...