Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Janoary, 2008

30 Janoary 2008

Manameloka an'i Frantsa noho ny fandavany ny zo fananganan-jaza hoan'ireo mpiaraka mitovy fananahana ny Fitsarana Erôpeana momba ny zon'olombelona

Le Blog de Moi avy any Martinika no mivaky fa tsy fantany intsony raha tokony handoa nohon'ny rikoriko izy na ho toran'ny hehy raha namaky ireo hafatra sasany napetraky ny mpamaky taorian'ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana Erôpeana momba ny zon'olombelona izay manameloka an'i Frantsa noho ny fandavany ny zo fananganan-jaza hoan'ireo...

24 Janoary 2008

Korea atsimo : fanafoanan’ny filoha vaovao ny minisitera misahana ny fianakaviana sy…

Manao antso avo ny nahazo ny loka Nobel momba ny tontolo iainana

Hita ao amin’ny Pambazuka: fa manao antso avo hanoherana ny famoizana aina sy fananana any Kenya ny Prof. Wangari Maathai, izay efa nahazo ny loka nobel momba ny tontolo iainana. “ Efa nolazainy kosa fa efa nisy tantarany ny fisamatsamahana, nandamoka tamin’ny fifampiraharahana tamin’ny mpamporisika sy ny mpanakorontana. Nolazain’ny Prof...

12 Janoary 2008

Faritry Balkan : topimasom-boky

Greater Surbiton no milaza ny topimaso ny boky mitondra ny lohateny hoe ‘Peace and Punishment’ (Fandriampahalemana sy Fanasaziana) nosoratan’i Florence Hartmann, “mpitondra tenin’ny mpampanoa lalàna ny Maisitira Carla del Ponte ao amin’ny Tribonaly heloka bevava iraisam-pirenena ho an’i Yogoslavia teo aloha(ICTY), […] olona ambony voalohany tao amin’ny ICTY nanoratra boky...