Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Mey, 2023
Tafavoaka velona tamin'ny fanafihana mitam-piadiana nahazo azy ilay Laôsiàna mpikatroka ho an'ny tontolo iainana sy pôlitika
Niharan'ny andrana famonoana tsy mandalo fitsarana ny mpikatroka iray tao Laos. Raha mbola eo an-dalam-pihatsaràna any amin'ny hôpitaly izy, takian'ireo vondrona mpanaramaso ny zon'olombelona kosa ny hampanaovan'ny governemanta fanadihadiana momba ilay heloka
Mikendry ny fanakanana ny fihetsiketsehana sivily ny lalàna miady amin'ny fampihorohoroana natolotr'i Sri Lanka
Mihamitombo ny tsy fitovian-kevitra ao Sri Lanka manoloana ny Volavolan-dalàna momba ny Ady amin'ny Fampihorohoroana (ATA), izay natao hanoloana ny Lalàna momba ny Fisorohana ny Fampihorohoroana (PTA) efa misy sy ny volavolan-dalàna miaraka aminy.
Ny gazety sy ny zon'olombelona ao Trinidad & Tobago
"Inoako fa ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety dia milahatra tanteraka amin'ny fahalalahana midadasika be sy ny zon'olombelona ..."
MIVANTANA (t)amin'ny 2 Mey: Ahoana no hanaovan’ny mpanao didy jadona lasibatra ny vehivavy amin'ny aterineto
Fivoriana nanaovana YouTube Live amin'ny 2 Mey hifanakalozan-kevitra momba ny fomba ikendrena ny vehivavy mpanao gazety amin'ny aterineto, sy ny paikady mety hahatonga ny aterineto ho toerana azo antoka kokoa.