Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Jolay, 2018
#NoToSocialMediaTax: Miaraha amin'ny Global Voices hanohitra amin'ny alalan'ny tweetathon ny hetra fampiasana media sosialy ao Ogandà anio 9 jolay 2018
Maimaimpoana ny fahafahana fa tsy mila andoavan-ketra. Tohanan'ny Global Voices ny fanentanana #NotoSocialMediaTax ao Ogandà.
Palestina: Deir Yassin, notsarovana in-60 mihoatra
Manamarika ny fandripahan'olona tao Deir Yassin, izay namonoan'ny kômandôn'ny Irgun (tarihin'i Menachem Begin) sy ny Stern Gang vao maraimbe ireo Palestiniana miisa 100 tany ho any ny andron'ny 9 avrily [1948]. Mahatsiaro izany ny bilaogera
Netizen Report: Iza no manaraka? Mihabetsaka ny sivana sy ny fanenjehana ny fampahalalam-baovao ao Venezoelà noho ny krizy politika
Anoloran'ny Advox Netizen Report ny topimaso iraisampirenena amin'ireo fanamby, fandresena ary fironana misongadina amin'ny zo an'aterineto manerana izao tontolo izao.
Kianin'ny manampahefana ny fandrindran-kafanan-drivotra rehefa latsaka ao anaty aizina i Azerbaijan
"Vantany vao re tao amin'ny telefônina izy dia ny hafanana ao amin'ny fonja no hany voalazany. "
Tamin-tsiky sy fireharehana no nandaozan'i Però ny Mondialy FIFA Rosia 2018
Nihintsana tamin'ity mondialy football ity i Però. Saingy ambonin'izany rehetra izany, tohanan'ny iray amin'ny vondrona mpiondana tsara indrindra tsy mbola hita nandritra ny mondialy.
Nidina an-dalambe am-pilaminana ny Ogandey ho fanoherana ny famonoana olona manao ho lasibatra ny vehivavy
Ary dia nanao ny dia(be) aho. Ho fahatsiarovana azy ireny, tsy nahazo rariny ry zareo ary mbola tsy nisy ny voatazona ho tompon'antoka tamin'ny fahafatesana mampaha-marikoditra nahazo azy ireny. Fa omeko voninahitra ry zareo.