Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jolay, 2020
Ny ady ataon'i Afrika Andrefana hanakànana ny Ebôlà (#StopEbola)
Fanentanana ataon'ireo tomponandraikitry ny fahasalamàna ny fanasàna matetika ny tànana, fisorohana ny fifandraisana mivantana amin'ny olona marary na izay fitaovana nokitihan'ny olona iray tratry ny aretina, ary ny fitadiavana fitsaboana avy hatrany raha vao mahita soritraretina
Shina, ny fahalotoana ary ireo “vohitry ny homamiadana”
Nisy akony teny anivon'ireo mpampiasa aterineto ny fampitandremana nataon'ilay shinoa mpanefoefo hoe tsy afaka hiaro ireo mpanankarena tsy ho tratry ny krizy manjo ny tontolo iainana raha izay vola. Efa betsaka sahady ireo mpampiasa aterineto no efa miasa saina amin'ny fahalotoan'ny rivotra sy ny rano ao amin'ny firenena, ary koa ny olan'ny fanjarian-tsakafo.