· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Jona, 2018

Maraoka: Ireo Arabo mpiangaly Rock

  14 Jona 2018

Araka ny mahazatra isan-taona rehefa amin'ny fotoana tahaka izao ao Maraoka, andianà fety sy hetsika ara-kolontsaina no manamarika ny fanombohan'ny fahatongavan'ny asara (andro mafana). Fivoriana fanao isan-taona izy ireo, izay manintona mpanakanto miha-maro hatrany, eo an-toerana sy avy any ivelany ihany koa.

Tonizia: Bilaogera manohitra ny fanagadrana mpianatra

  13 Jona 2018

Nahatonga ireo bilaogera hanao fanentanana fanohanana miantso ny famotsorana azy ireo ny fitsarana vao haingana ny vondrona mpianatra Toniziana sy ny sazin'izy ireo an-tranomaizina manomboka ny enim-bolana hatramin'ny telo taona noho ny fikarakarana sit-in tao amin'ny oniversite mba hitaky ny zon'ny mpianatra vehivavy hanana trano hipetrahana.

Tonizia: Fampielezan-kevi-pifidianana tsy avela ho hita

  13 Jona 2018

Miomana amin'ny fifidianana filoham-pirenena i Tonizia amin'ny 25 Oktobra. Nanomboka tamin'ny 11 Oktobra ny fampielezan-kevi-pifidianana, saingy tsy ny antoko politika sy ny mpanao politika rehetra no afaka nandray anjara tamin'izany. Iray amin'izany antoko izany ny Attajdid