· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Jona, 2018

Iran: Reformista sady bilaogera mpikatroka voasambotra

  21 Jona 2018

Satria mbola manohy ny fihetsiketsehan'izy ireo manerana an'i Iran ireo mpanao fihetsiketsehana mba hanohitra ny voka-pifidianana filoham-pirenena tamin'ny 12 Jiona, nisambotra mpikatroka an-jatony ny manampahefana Iraniana, ka anisan'izany ireo bilaogera.

Etazonia: Al Jazira, voasivana?

  18 Jona 2018

''Tamin'ny 2005, rehefa nizara ny fikasany hanangana fantsona amin'ny teny anglisy ny Al Jazira, sady nahazo fanohanana no hetsika fanoherana tany Etazonia ny fanambaràny. ''

Oman: Fihaonan'ny mpisera Twitter 

  17 Jona 2018

Nanatontosa ny fihaonana Twitter voalohany i Oman. Mpisera Twitter miisa 25 mahery no nanatrika ny hetsika ary indro ny bilaogy sy ny fanehoan-kevitra tao amin'ny Twitter momba izany.

Iraka: Ho fahatsiarovana an'i Michael Jackson

  17 Jona 2018

(Marihina fa tamin'ny 29 Jona 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Misy fanehoan-kevitra maro ao amin'ny bilaogy Irakiana momba an'i Michael Jackson. Nefa aloha … Vakio ity manaraka ity raha hamaky bilaogy ianao amin'ity herinandro ity : Tsara vakiana ity lahatsoratra ity na dia efa somary tara aza. Nanomana...