Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Novambra, 2007
Marôka : Any Medinà i Leonardo Di Caprio
Ny mpiblaogy Marôkana Adliski dia mitatitra sy mampita sary tamin'ny nahitany ny mpilalao sarimihetsika Amerikana Leonardo Di Caprio mandakadaka baolina teny amorontsiraka sy mandehadeha mizaha-tany any amin'ny ivon-tanàna antitr'i Medinà. I...
Iran : Ny Miaramila Amerikana sy ny ankizy
Ny blaogy Razeno any Iran dia mametraka sary maromaro izay ahitana miaramila Amerikana mikarakara ankizy any Irak. Araky ny ambaran'ity mpiblaogy ity dia tsy mba fahita amin'ny fampahalalam-baovao Iraniana na oviana...
Brezila : Herisetra atao ny vehivavy
Ny mpiblaogy Marcelo Tas any Brezila dia mampitaha raharaha roa mikasika herisetra izay nosedraina vehivavy monina amin'ny faritra roa samihafa sady mifanalavitra eto an-tany. Tany Abaetetuba, any Brezila, nisy tovovavy iray voasazy ka nampiraisina...
Bahrain manary ny mahaizy azy
Maromaro ny hevitra nibosaka tamin’ity herinandro ity teto Bahrain avy tamin’ny fandalovan’Atoa Mahmoud Ahmadinejad, ny olana amin’ny fananana namana vehivavy, ny olana rehefa sarangotin’ny hovadiana sy ny fianakaviany, ary ny...
Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro
Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny...
Libanona : Ny ho mpanao pôlitika malaza no tanjona
Ny mpiblaogy Life Flaw avy any Libanona dia manome toro-hevitra hoan'ireo izay manao ho tanjona ny ho mpanao pôlitika malaza any Libanona : « If you are not a fortunate...
Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70%
Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr‘ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy. Amira Al...
Isiraely: manohitra ny fanompoam-pirenena ny olom-pirenena Arabon’Isiraely
Alohan'ny zava-drehetra dia misaotra an'i Tomavana niasa irery teto andro maromaro ary tsy dia kivy loatra. Manaraka izany dia mamporisika antsika izay mba manana fahalalana kely ny teny anglisy sy...
Arabia Saodìta : Naolana dia avy eo voaheloka indray
Ny mpiblaogy Saodiana Rasha dia mitatitra ny nahazo ilay tovovavy Saodiana iray izay naolana lehilahy maro dia avy eo nohelohin'ny fitsarana izay niteraka adihevitra mafana anivon'ny tanora any amin'ny faritra Arabo iny...
Egypta : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem
Ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman, izay voaheloka hanefa efatra taona am-pigadrana, dia misedra fampijaliana any am-pigadrana araky ny fambaran'ny Tambanjotra Arabo ho fampahafantarana ireo raharaha mikasika ny zon'ny olombelona [The...