Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Mey, 2020
Noho ny ady ataon'i Tonizia amin'ny Covid19, voatohintohina ny fahalalahana maneho hevitra
Roa ireo bilaogera nosamborina satria niampanga ireo manampahefana any an-toerana ho nanao kolikoly mifandraika amin'ny fitsinjaràna ireo fanampiana, raha iray kosa mpanao gazety miatrika ompa sy fanivaivàna ety anaty tambajotra satria nanakiana ny minisitry ny fahasalamàna.
Ny fomba nataon'i ISIS nametrahany ny dindo maintiny tao Siria
Raha mitàna andraikitra amin'ny niroboroboan'ny ISIS i Siria, mbola ilay firenena ihany koa no mizaka ny vesatry ny herisetra ataon'ilay vondrona, hoy i Marcell Shehwaro.