Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Desambra, 2018

31 Desambra 2018

Ejipta: Nidal Hassan – Mpitsabo Aretin-tsaina sa Marary Saina?

Mpitsabo aretin-tsaina ao amin'ny tafika Amerikana izay teratany Arabo ny Major Nidal Hassan izay nanao ilay fitifirana faobe tao Fort Hood tao Texas, namonoany miaramila 12 ary olontsotra iray. Miatrika fiampangana mikasika vonoolona nokasaina izy ankehitriny. ''Mpitsabo Aretin-tsaina sa Marary Saina?'', hoy ireo blaogera Ejiptiana manontany.

Ny herinandro tao Bahrain

Herinandro hafa mafana ny tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Bahrainita, miaraka amin'ireo bilaogera sasany mitolona ao ambadiky ny fanentanana fanoherana ny sektarisma, Just Bahraini; ny hafa kosa vao tafaverina tamin'ny fialantsasatra lavalava; ary misy ny mankalaza ny andro nahaterahany (?)!

Ny Herinandro Tany Bahrain (5)

Ny Herinandro Tany Bahrain (5)

30 Desambra 2018

Mihetsika Noho Ny Fandrahonana Fandroahana Ny Iray Ain'ireo Mpikambana Ny Tontolombolongana Maraokana no Sady Manome Voninahitra Ny Fahafatesan'i Fadi

Amin'ity herinandro ity, mankalaza ny tsingerintaona nahaterahan'ny mpaminany (PBUH) ny tontolombolongana silamo. Dia arahaba avokoa nahatratra ny Eid Al Mawlid ry blaogera miozolomana rehetra.

29 Desambra 2018

Tamin'ny fifaninanana lahatsary sy lahatsary amin'ny finday ho an'ny asa fanaovan-gazetin'olon-tsotra manerantany

Fifaninanana telo samihafa no nisokatra ho an'ireo bilaogera an-dahatsary manerana izao tontolo izao tamin'io taona 2008 io, natao manokana ho an'ny olontsotra manoratra isan'androa na amin'ny sokajy ho azy ireo. Iray ho an'ny sarimihetsika amin'ny finday, iray ho an'ny fampiroboroboana toe-javatra tianao arovana ary ny farany dia fitaterana vaovao amin'ny...

28 Desambra 2018

Manampahefana Syriana telo karohin'i Lafrantsa noho ny fahafatesan'ny Frantsay-Syriana miisa roa

Anaovana fitadiavana ny manampahefana miisa telo noho ny fihazonana sy izay mety ho fampanjavonana an-katerena Fantsay-Syriana miisa roa, Mazen Dabbagh sy i Patrick zananilahy.

27 Desambra 2018

Libya: Eid Al – Adha 2008

Noho ny tsy fihetsehana mihitsy teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Libyana volana vitsy lasa izay (ary mitohy hatrany) sy antsoin'ny mpamaky iray ao amin'ny bilaogin'ny Highlander hoe Aretin'ny Fanjavonana Libyana). Tsy nieritreritra aho fa hisy bilaogy marobe amin'ity Eid ity.

25 Desambra 2018

Sahara Andrefana: Nomena Aina Amin'ny Fiteny Castillan Ny Tononkalo Sahraouie

Ho an'ireo kolontsaina sasantsasany, ny sakafo, ho an'ny hafa kosa, ny mozika, ary marobe ireo kolontsaina manamafy ny amantarana azy amin'ny alalan'ny taotrano. Anisany iray amin'ireo toetra manokana ara-kolotoraly ho an'i Sahara Andrefana, ny lovantsofina, ary ny tononkalo no manana lanjany betsaka indrindra eo anatrehan'ireo Sahraouis [teny espanola]. Manana lanjany...

23 Desambra 2018

Ejipta: Olo-malaza tsy Mahay Miresaka

Nitatitra tantara roa nifanelanelana andro vitsivitsy i Bikya Masr mikasika ny hadisoan'ny olomalaza sy ny tsy fahaizany miserasera.

22 Desambra 2018

100 andro ho an'i Alaa: Isain'ny fianakaviana ejipsiana ny andro mandra-pamotsotra azy avy any am-ponja

GV Mpisolovava

Na nogadraina na nanaovana famotorana i Alaa nandritra ny androm-piainany isaky ny misy filoham-panjakana hafa Ejipsiana.