Nanjohy ny fibitabitahan'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany 2022 koa ry zareo Bangladeshis, saingy somary nanahirana kely ny tamin'ity taona ityNahofahofan'ireo mpankafy teny an-tafon-trano ny sainam-pirenena, nikarakara fifamoriana an-dalambe, nanao grafffitisMpanoratra Rezwan Nandika avylavitra29 Novambra 2022
Tiorkia: Ny fisandratana sy ny firodanan'ny ClubhouseFotona fohy taorian'ny nampalaza azy teny amin'ireo mpikatroka mpanohitra, nameno ilay fampiharana koa izao ireo mpomba an'i ErdoğanMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika (fr) i Camille Horriot, Sylvia Aimée29 Novambra 2022
Miara-dia manohana ny vehivavy ao Iran i Indonezia izay ao anatin'ny ahiahy amin'ny firongatry ny konservatisma ao aminy"Mety hitranga any Indonezia ny zava-mitranga any Iran"Mpanoratra Sydney Allen Nandika Raveloaritiana Mamisoa23 Novambra 2022
Mitaky fomba fandray tsaratsara kokoa atao an'ireo mpifindra monina sy olona LGBTQ+ ao Qatar ny ekipa Aostraliàna milalao amin'ny Fiadiana ny Amboara ErantanyResaka fanajàna sy fahamendrehan'ny rehetra ihany koa ny baolina kitra. Mpanoratra Mong Palatino Nandika Miora21 Novambra 2022
Mahita fonenana vaovao ao Tiorkia ireo Rosiana manohitra ny adyManjary toeram-pandalovana ho an'ny sasany i Tiorkia Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Sylvia Aimée18 Novambra 2022
Ho fahatsiarovana an'i Moshe Ha Elion, Jiosy Sefarady, mpanoratra, tafavoaka velona tamin'ilay Famonoana Tambabe (Haulocaust) tao Thessaloniki94% tamin'ireo Jiosy tao aminy no nafoin'i Thessaloniki nandritra ny Holocaust.Mpanoratra Filip Stojanovski Nandika avylavitra16 Novambra 2022
Niakatra ambony indray ny fifanenjanan'i Azerbaijàna sy IrànaHatreto, tsy misy mihitsy marika fampitoniana an'ireo fihenjanana .Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Imanoela Fifaliana14 Novambra 2022
Coca-Cola, ilay mpandoto be indrindra amin'ny fako plastika, manohana ny COP27. Indro ny maha-olana an'izayTsy taitra ireo mpikatroka ho an'ny toetrandro.Mpanoratra Sydney Allen Nandika avylavitra10 Novambra 2022