Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Oktobra, 2007

Egypta : Fahafahana hoan'ny Vehivavy

Ny mpiblaogy Egypt Guy monina any Egypta dia mizara ity sarimihetsika nototonsain'i Ahmed Sharif, teratany Egyptiana ity mba hamelana ireo Vehivavy ho tompon-tsafidy amin'ny lafiny ara-pivavahana. Amira Al Hussaini

Alzerìa : Feno rano eny rehetra eny

Vakio ny lahantsoratry ny mpiblaogy Alzeriana Nouri sy ny antony namalian'ny rain'ny namany azy hoe : « there's water everywhere, but not a drop to drink! » « feno rano eny rehetra eny, saingy tsy misy vongan-drano iray akory hosotroina ! » [FANAMARIHANA: « mangetaheta ambony lakana » angamba no...

Iran : Naiditra am-ponja ny Dr. Sohrab Razaghi, mpivoy ny fandalana ny zon'olombelona

Araka ny vaovao nambaran'ny blaogy Varesh [Farsia] dia naiditra am-ponja efa ho telo andro lasa izay, ny Dokotera Sohrab Razaghi izay mpisolovavan'ny zon'olombelona any Iran ! Tsy misy kosa mahalala izay antony nampidirana am-ponja ity mpampianatry ny anjerimanontolo fahiny ity. Hamid Tehrani

Syria : Fakana an-keriny ny mpiblaogy Rtoa Roukana Hamour

  Fanampim-baovao : Omaly alina (26 Oktobra 2007), niantso anay an-taroby i Roukana Hamour. Salama tsara izy. Nataon'ny mpitandro filaminana mpiandraikitra ny fitsikilovana famotorana izy, mombamomba izay hafatra napetraky ny mpamaky teo amin'ny blaoginy. Ora telo taty aoriana dia afaka nody malalaka i Roukana Hamour. Naharay imailaka izahay, izay nalefan'olona...

Iran : Taratasy fangatahana any amin'i Yahoo

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia nanoratra taratasy fangatahana any amin'i Yahoo [Farsi] : « Yahoo mail has recently removed “Iran” from the list of world countries in its signup page! We, therefore, ask Yahoo! to add Iran to the mentioned list again. » « Nesorin'ny vohikala...

Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo

Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra ny loza mihantona izay ampibaben'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo : « She is complaining that they have to deal with impaired drivers every weekend, and it gets much worse during the Eid week...

Iran : Tantara an-tsarin'ny tantara ho hitan'ny mpifankatia Iraniana roa

Ny blaogy Husband [Farsìa] dia mitantara amin'ny alalan'ny sary 8 ireto zatovo roa mpifankatia, izay nosavain'ny mpitandro ny filaminana kara-panondro, ary satria sarona fa tsy mpihavana ry zareo … dia hahita tantara tokoa ! Hamid Tehrani

Tonizia : Raofina eo an-tseranana ny bokin’ny bilaogera

Raha niverina hody tany Tunis avy tany Le Caire tamin’ny herinandro teo ny bilaogera Zizou from Djerba dia nahazo nihoatra noho ny firariana tonga soa nandrasany. Teo an-tseranam-piaramanidina tao Tunis dia nohodidinina mpiasan’ny Ladoany sy manamboninahitra I Zizou ka nosavaina tsara any entany, boky roa no notazonina tamin’izany. Tsy gaga...

Topi-maso Arabo : Aorian'ny Facebook, Miala any ny Hatebook

Aorian'ny Facebook [bokin'ny endrik'ireo tapaka sy namana], miala any ny Hatebook [bokin'ny fankahalana]. Indreto blaogy roa avy any Tonizìa sy Omana mizara ny fomba fijeriny ireto vohikala vaovao – Hatebook.com sy Hatebook.org ireto. Sarin'ny hatebook.com nindramina tamin'ny Sleepless in Muscat. Tonizìa : Ny blaogy Subzeroblue avy any Tonizìa dia manazava...

Syria : Famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto

Ny mpibloagy Golaniya dia mitatitra izay famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto [Anglisy] miseho any Syria. Two cyber activists were detained for posting online comments that were disfavored by our Syrian government. The report also talked about a case in which the government detained a third Syrian citizen for posting comments...